24 jona: Nahaterahan’i Joany Batista
Mahalala antsika tsirairay avy Andriamanitra. Miantso antsika hatrany am-bohoka Izy (Vak I), mahafantatra ny antsipiriam-piainantsika (Sal 138), izany dia ny nifidianany antsika tsirairay avy ho fitaovana hampiitatra ny famonjeny amin’ny olombelona rehetra. Tsy afaka ny tsy haniry izany famonjena izany…