Zoma faha 11 mandavan-taona
Ao anatin’ny fampianarana eny an-tendrombohitra hanehoana antsika ny lalana mankamin’ny hasambarana moa izao ny Evanjely vakina sy dinihintsika. Ny fitiavan’Andriamanitra “Ray” no mitantana ny zanany rehetra ary izay manaiky ho zanany no afaka handova ny Fanjakany. “Sambatra ny mahantra am-panahy”…