ALAHADY FAHA 10 MANDAVAN-TAONA – Taona B
Ny Fianakaviana miady an-trano dia tsy maharitra. Mametra-panontaniana momba ny fototra hiavian’ny ratsy mandrakariva ny olona, indrindra moa rehefa izy na ny olona akaikin’ny fony no iharan’ny voka-dratsin’izany. Mazava anefa izay lazain’i Md Augustin, izay nandany fotoana amin’ny fikarohana ny…