Talata fahasivy mandavan-taona
Ny sasany tamin’ny Farisianina sy ny Herôdianina (vokatry ny lalivay efa nasain’i Jesoa nitandremana Mk 8,15) no nirahin’ireo mpanohitra an’i Jesoa mba hamandrika azy. Mampalahelo rehefa tonga amin’izany ambaratongam-paharatsiana izany ny olona na ny vondron’olona sasany. Tsy vitan’ny be fialonana…