Alatsinainy fahasivy mandavan-taona
Ny vato narian’ny mpanao trano no tonga vato fehizoro. Ny Evanjely anio ity, araka ny fampidirana ataon’ny vakiteny litorjika dia fanoharana nataon’i Jesoa tamin’ny lohandohan’ny Mpisorona sy ny mpanora-dalàna mbamin’ny loholona, hilazany ny fomba andraisan’ny olona sy ho entiny mamaly…