Talata VII Paka
Nanakorontana ny fidiram-bolan’i Demetriosa, mpanefy volafotsy ny fibebahan’ny olona sy ny toritenin’i Paoly ka nampikòmy ny Efezianina izy mba hiaro ny Dianàn’ny Efeziana (Ἄρτεμις – Artemis, izay nadikan’ny Anglisy hoe Dianà, avy amin’ny fahazavana), sarivongana inoan’izy ireo fa nilatsaka avy…