Sabotsy V Paka
Ao amin’ny fitantarana ny Asan’ny Apôstôly dia tsy manafina izay mety ho olana na toetran’ny Apôstôly i Lioka, fitaovana entin’Andriamanitra hanitarany ny fanjakany manko izy ireny, ka ny fahalemeny indrindra no mampiharihary ny herin’ny fahasoavana sy ny halehiben’ny fitiavan’Andriamanitra. Amin’ny…