ALAHADY FAHA V PAKA – TAONA B
Ny tena Apôstôly: matoky, mifankatia, tsy matahotra Ny alahady fahadimy amin’ny fankalazana ny Paka, dia manisy tsindrim-peo amin’ny didim-pitiavana tokony hiainan’ny Kristianina: ny fifidianana ireo fito lahy hanompo sy hitantana ny fizarana ny fiantrana (Asa 6,1-7: vakiteny I taona A),…