Zoma IV Paka
Mitohy ny toritenin’i Paoly tamin’ireo Jody tao Antiôkia any Pisidia. Rahampitso moa mbola mitohy izany fitantarana izany ka ny vakiteny (Asa 13,44-52) dia milaza ny fahaviniran’ireo Jody, tsy manaiky izany Andriamanitra manaiky hofantsihina amin’ny hazofijaliana izany. Izany famantsihana tamin’ny hazo…