Alatsinainy IV Paka
Tsy mbola azon’ireo Mpino voalohany ny fandaharan’Andriamanitra. Ambaran’i Lioka tsikelikely amin’ny fitantarany ny Asan’ny Apôstôly anefa izany asa mahagaga ataon’Andriamanitra izany, dia ny amin’ny fanomezany ny fahasoavana mitovy ho an’ny olona rehetra. Ho an’ny olona dia nanao hadisoana be vava…