Sabotsy III ny Paka
Taorian’ny fibebahan’i Saoly dia niadana ny Eglizy eran’i Jodea sy Galilea ary Samaria. Ny fankaherezan’ (παράκλησις – paraklèsis) ny Fanahy Masina moa no nampandroso azy ireo tamin’ny fahatahorana ny Tompo, izany hoe tamin’ny fampifanarahana ny fiainana amin’ny sitrapon’Andriamanitra. Noraisin’ny Apôstôly,…