Zoma III Paka
Ny asa mahagaga ataon’Andriamanitra dia tsy ny fiitaran’ny Evanjely ivelan’ny tananan’i Jerosalema ihany fa ny fifidianany koa ireo fitaovana araka ny fony, “fanaka voafidy” mba hitondra izany Vaovao Mahafaly izany hatrany am-paravazantany, eny fa na dia “siny tany mora vaky…