ALAHADY FAHA III PAKA TAONA B
Velona marina i Kristy Ny alahady fahatelo dia ankalazana ny “mofo novakiana”: “teo am-pamakiana ny Mofo no nahalalan’ireo mpianatra an’i Jesoa” (Lk 24,13-35). Amin’ny taona A dia vakiana ny tantaran’ireo mpianatra roa nankany Emaosy (Lk 24,13-35), amin’ny taona B, ity…