Paka
Ny toritenin’i Piera henontsika tamin’ny vakiteny voalohany dia iray (fahadimy) amin’ireo lahateny valo hita ao amin’ny Asan’ny Apôstôly, ary tao amin’ny tranon’ny Jentily (Kôrnely) izay efa hatao batemy no nilazany azy. Mampahatsiaro antsika ny fiainan’i Jesoa izay nohosoran’Andriamanitra tamin’ny herin’ny…