Alakamisy Masina
Ny Haggadah (tantara) no nentin’ny zanak’Israely nampita ny finoany mba tsy hanadinoana izay nataon’i YHWH tamin’ny vahoakany, 1500 taona talohan’i Kristy (Dt 4,9), tantara entiny manambara sy mampita ny finoany (Dt 26,5-8). Nankalazain’izy ireo isan-taona izany, isaky ny harivan’ny faha…