Alarobia Masina
Ny vakiteny voalohany dia manohy ny fideràna an’ilay Mpanompon’i YHWH amin’ny tononkalo fahatelo (efa novakiana tamin’ny Alahady). Amin’ny teniny no ankaherezan’ilay mpanompo an’izay reraka. Tsy teniteny foana anefa fa teny ianarana tsara (לִמּוּד, limmoudh avy amin’ny לָמַד lāmadh, mampianatra). Ny…