Sabotsy IV Karemy
Ny tsy fitovian-kevitra be ihany mikasika an’i Jesoa no ambetin-dresaky ny Litorjia mba hampiditra antsika amin’ny misterim-pitiavana (Passio) izay manomboka ny alahady fahadimy. Na amin’izao fotoana izao aza manko dia mbola manohy ny fijaliany ao amin’ireo vavolombelony i Jesoa. Tokony…