Alarobia IV Karemy
Marina fa araka ny filazan’ny Jen 2,2 dia nitsahatra tamin’ny asany Andriamanitra ny andro fahafito (sabata), saingy araka ny fampianaran’ireo Rabý kosa dia manohy miasa Izy mitahiry sy manome aina izay nohariany sady mitsara izay nindaosin’ny fahafatesana. Araka izany, i…