ALAHADY FAHA IV KAREMY – TAONA B
Tia antsina mpanota ny Ray “Hadalana ho an’ny olombelona, fa ho an’izay voaantso dia fahendren’Andriamanitra ny Hazofijalian’i Kristy” (Vakiteny II 1Kôr 1,22-25 alahady III Karemy). Isan’andro, isaky ny manao famantaran’ny Hazofijaliana isika, dia manavao ny dikan’izany ho antsika, manaiky ny…