Talata II Karemy
Mitohy ny fampianaran’ny Litorjia mikasika ny Endrik’Andriamanitra izay mandio ny fahotantsika hangatsakatsaka na dia izay faran’izay maloto sy mihoson-dra indrindra aza. Ny fiainantsika kosa anefa tsy ho lavorary sy tsy ho tonga lafatra raha tsy misikim-ponitra hizotra ny lalam-pahasambarana isika:…