ALAHADY FAHA II KAREMY – Taona B
OMEO IZAY ANGATAHIN’ANDRIAMANITRA Ny alahady faharoan’ny Karemy dia mitantara amintsika ny Niovan’ny Tompo tarehy, izay tandindona manambara ary mampahatsiaro antsika ny toky nomentsika tamin’ireo akanjo fotsin’ny Sakramenta[1]. Ny fiakarana ny Tendrombohitra Tabora (Tebar = ara-bakiteny: mamaky, manasaraka…) manko dia tandindon’ireo…