Zoma I Karemy
Ny toko fahavalo ambin’ny folon’ny Bokin’i Ezekiela Mpaminany (Ezekiela = Dieu le rend fort, Andriamanitra no manome hery azy) dia fimenomenomana, satria “ny ray no mihinana voaloboka marikivy ka ny zanany no madilo nify”. Ny hafa sy ny olona teo…