Alakamisy I Karemy
Mitohy ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny fitokisantsika amin’Andriamanitra. Tsy vitan’ny hoe tsy hahazo famantarana afa-tsy ny misterin’ny Paka isika, fa ampianarin’ny Evanjely koa mba hiha-matotra amin’ny fifandraisana amin’Andriamanitra, ka hampifanaraka ny fiainantsika amin’izany. Tsy hoe fampifilafilana tsy akory, araka izany…