Talata I Karemy
Mandalina ny fifandraisantsika amin’ny zavaboary (fifadian-kanina), amin’ny namana (fifampizarana) ary amin’Andriamanitra (vavaka) ny vakiteny aroson’ny Fiangonana amin’ity herinandro ity, mba hahafahantsika misantatra ny fibanjinana ny voninahiny amin’ny Litorjian’ny alahady manaraka. Ny vavaka no mamolavola ny fiainana am-panahy: manadio ny fiheverantsika…