Sabotsy manaraka ny Lavenona
Mitohy ny fampianaran’i Izaia manoro ny fomba hiainana ny fifadian-kanina araka ny sitrak’Andriamanitra: manesotra izay mampahavesatra ny fiainan’ny hafa, tsy manendrikendrika ary tsy manala baraka, mizara ny foto-pivelomana (aina, nephesh=נֶפֶשׁ) fa tsy ny ambin-tsakafo ho an’ny noana, mamelona ny fanahy…