ALAHADY FAHA 6 MANDAVAN-TAONA – Taona B
Sitrana ny boka. “Na inona na inona ataonareo dia ataovy ho voninahitr’Andriamanitra izany rehetra izany” (1Kôr 10,31snm). Nambaran’i Jesoa tamintsika (Alahady faha 5B) fa ny asa fiantrana nataony dia mba hitoriany ny Fanjakan’Andriamanitra, ka na eo aza ny fitadiavan’ny olona…