Zoma fahadimy mandavan-taona
Tamin’ny fitantarana ny martirin’i Joany Batista, (tamin’ny Zoma IV: Mk 6,14-29) dia asian’i Md Marka tsindrim-peo ny lazan’i Jesoa, araka ny valin-teny nomeny ny mpianatr’i Joany: mahiratra ny jamba, sitrana ny mandringa, toriana amin’ny malahelo ny Evanjely (Mt 11,5). Faminanian’i…