ALAHADY FAHA 5 MANDAVAN-TAONA – Taona B
Misy antony ambony ny fijaliana. Manoloana ny fijaliana mianjady, hatramin’ny naha-tany ny tany dia mitady ny vahaolana hialana amin’izay mampijaly mandrakariva ny olona, ary ho an’ny Kristianina sy izay nitoriana fa misy Andriamanitra Fitiavana mahefa ny zavatra rehetra, rehefa tsy…