Zoma II Karemy
Indry eny ny mpanonofy, andeha hovonintsika izy. Ny mety ho fiangarana na tombom-pitia dia mampirongatra ny fialonana sy ny fankahalana, izay miantomboka amin’ny tsy fahaizana miteny am-pitiavana ary mety hiafara amin’ny fitadiavana izay handringanana mihitsy aza. Mety hisy tonga saina…