Sabotsy faharoa mandavan-taona
Dia niditra indray tao an-trano i Jesoa rehefa avy niantso ny Apôstôly sy naniraka azy hitory ny Teny. Nivory ny vahoaka ka tsy afaka nihinana akory izy ireo. Nony nandre izany ny havany dia nivoaka haka azy satria hoy izy…