Alarobia faha-efatra mandavan-taona
Tao amin’ny tany nahabe azy i Jesoa, araka ny fitantaran’i Lioka (Lk 4, 21-30) dia hoe: gaga tamin’ny fampianarany izy ireo ary vetivety teo dia tafintohana indray koa. Ny antony nahatonga izany moa dia satria nanao fampianarana vaovao tsy nifanaraka…