5 janoary
Miala amin’ny fahafatesana ho amin’ny fiainana izay tia namana. Izay tsy tia kosa mitoetra ao amin’ny fahafatesana (Vak I). Ary tia ny namana izay mahafoy ny aina ho an’ny namana. Miantomboka amin’ny fahaizana mifampizara ny fananana aloha izany, hoy i…