NY FIANAKAVIANA MASINA TAONA B
Fianakaviana mifankatia, lanitra ety an-tany Miarahaba nahatratra ny Noely. Amin’ny Fankalazana ny fetin’ny Fianakaviana Masina dia manampy antsika ireo vakiteny masina anio mba handinika misimisy kokoa ny hasina maha-olona, fototra iorenan’ny fiaraha-monin’ny olombelona. Nambaran’i Md Joany Paoly II, tamin’ny Taratasy…