29 desambra
Izao no ahafantarantsika fa mahalala an’i Jesoa isika, dia raha mitandrina ny didiny isika. Tsy didy vaovao fa ilay fitiavana sitrak’Andriamanitra handavorariana ny fiainantsika ihany. Saingy vaovao kosa satria ny fomba nentin’i Kristy nitia no tonga fenitra ho an’ny mpanara-dia…