28 desambra: Ireo Zaza tsy manan-tsiny Martiry
Inona ny antony hikonfesena ny fahotana? Mba tsy hamitahan-tena hihevitra ho marina ka hanadino fa mila mandrakariva ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny famindram-pony. Tsy hanohizana hanotana anefa izany fa mba hahafahana mizotra amin’ny fahazavan’Andriamanitra, ka hiezahana isan’andro isan’andro hampifanaraka ny fiainantsika…