19 desambra
Ambaran’ny Evanjely anio fa tamin’ny andron’i Herôda, Mpanjakan’i Jodea no nisehoan’ny tantara. I Herôda dia azo heverina ho anisan’ny Mpanjaka nanana ny lazany sy nampiseho ny fahefany tamin’ireo zavatra naoriny, ary mbola tsy rava mandraka ankehitriny. Eo anatrehan’ny fahefan’olombelona, eo…