18 desambra
Ny salamo setriny dia vavaka tokony hataontsika isan’andro ho an’ireo mpitondra antsika: Andriamanitry ny fahamarinana o, omeo izay voafidy hitondra anay, ny fahaiza-mitsara ara-drariny. Izy hanafaka ny malahelo, ny mahantra sy ny ory hovonjeny, hotsimbininy hatrany ny osa. Miandrandra famonjena…