Alahady faharoa Fiaviana Taona B
AMBOARY NY LALAN’NY TOMPO Fiandohan’ny Evanjelin’i Jesoa Kristy Zanak’Andriamanitra.[1] (Mk 1,1-8) Izay novakiana tamintsika androany no nanombohan’i Marka ny fitantarana ny Vaovao Mahafaly. Raha isika, amin’ny faritra misy antsika sy ho an’ny olona manodidina antsika no hanomboka hanoratra Evanjely, inona…