ALATSINAINY I FIAVIANA
“Fa avy ao Siôna no hivoahan’ny lalàna, fa avy ao Jerosalema no hivoahan’ny Tenin’ny Tompo”. Rehefa sendra ny mangidy isika, rehefa teren’ny fiainana dia manao lalàna, mivoadivoady hoe “tsy hanao an’izao na izatsy intsony aho e, hanao an’izao aho e”…