Sabotsy faha-32 mandavan-taona
“Rehefa tonga ny Zanak’olona, moa mba hahita finoana ety an-tany Izy?” Tsaroako ny tenin’i Jesoa tamin’ilay boka samaritana sitrana (Lk 17, 19) hoe “Ny Finoanao no nahavonjy anao”, ny finoana hahazoana famonjena, finoana izay azo lazaina fa ilay fahaizana mankasitraka…