Zoma faha-31 mandavan-taona
Ny toko faha-16 dia heverina fa famaliana ny fanontaniana teraka amin’ny tsoa-kevitry ny toko faha-15. Raha tsara fanahy na dia amin’ny zanany nandany ny hareny aza Andriamanitra, inona no tokony hamakiana loha? Dia ho sarotiny amin’izay mety ho henony mandrobaroba…