Alahady faha-31 mandavantaona Taona A
Toetra mahitsy sy manetry tena no ilaina hanompoana ny Fiangonana. Ireo vakiteny aroson’ny Eglizy ho sakafo hamelona ny fanahintsika anio dia mampahatsiaro antsika ny tokony ho toetr’ireo izay hanara-dia an’i Jesoa ka manaiky ho iraka hitory ny Evanjeliny. Ao amin’ny…