Sabotsy faha-30 mandavan-taona
“Izay manetry tena no hasandratra.” Lalana mankany amin’ny fahamboniana ny fanetren-tena. Lalana mitondra mankamin’ny voninahitra. Voninahitra: amin’ny teny grika doxa midika ho fanomezana toerana ambony, fiheverana ho zavatra sarobidy…fa amin’ny teny hebrio (Kav’od) kosa milaza ny lanja, ny vesatry ny…