Zoma faha-34 mandavan-taona
Mialoha ny loza manambara ny farandro, hoy ny Evanjely, dia mbola hoenjehina aloha isika, hoentina any amin’ny sinagoga sy an-tranomaizina, ary hatolotra amin’ny mpanjaka sy ny mpanapaka noho ny anaran’i Jesoa. Izay miaina marina ny Evanjely dia manjary olana mandrakariva…