Alatsinainy faha-29 mandavan-taona
“Famintinana marina tokoa ny Evanjely manontolo ny Fivavahan’ny Tompontsika” (Tertullien). « Tamin’ny nampitan’ny Tompo ho antsika io rijan-tenim-pivavahana io, dia nampiany hoe : “Mangataha, dia hahazo ianareo” (Jo 16,24). Ny tsirairay àry dia samy afaka manondrotra vavaka samihafa any an-danitra araka…