Talata faha-30 mandavan-taona
Miaina ny taom-pahasoavana hievoevoana manodidina sy hanasi(v)ana zezika isika. Mbola manazava izany ny Evanjely, mampahatsiaro antsika fa tsy zavatra mety hampieboebo, harantiranty ety ivelany akory ny fomba fiasan’Andriamanitra fa sahala amin’ny tsimok’aina entin’ny voatsinapy, tahaka ny otrik’aina entin’ny lalivay. Izany…