Alarobia faha-29 mandavan-taona
Mivonòna ianareo fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’olona. Efa nolazaintsika omaly anefa fa ireo mihaino ny fampianaran’i Kristy dia mahalala fa ny fahafatesany no nandravany ny herin’ny maizina sy andreseny ny fahavalo farany horeseny dia ny fahafatesana,…