Alahady faha-29 Taona A Mandavantaona
Ny Andriamanitsika : Mizana be tsy miangatra Voaantso ho amin’ny Fanasan’ny Tompo isika ka miezaka ny hitondra ny akanjo mendrika izany amin’ny fitondran-tena araka ny Evanjely (Alahady 28 A). Ny vakiteny faharoa dia mampiditra antsika amin’ny famakiana ny taratasin’i Md…