Sabotsy faha-28 mandavantaona
[Ny tokony hatahorantsika dia ilay afaka mamarina any amin’ny Gehena, ilay fitiavana hitsarana ny fiainantsika ka hampisy heviny azy na tsia. Ny fiainana tsy misy dikany, tsy misy “valeur”-ny eo anatrehany no mivarina any amin’ny afobe, ariana any amin’ny fanariam-pako….