Talata faha-28 mandavan-taona
Ny sasany mitady famantarana mba hinoana, fa ho an’ireo mihevitra ny ho mpianatra, vonona ny hitory ny Evanjelin’ny Fiadanana kosa dia antsoin’i Kristy ho vonton’ny fahazavany aloha, handray ny Teny mba haniteraka ny atifanahy ka hitahirizana ny hazavana ao anaty…